|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao aina tsy ho zavatra |
| Singan-teny | 2 manao, 3 aina, 4 tsy, 5 ho, 6 zavatra |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena
[1.1] [manao ny ainy tsy ho zavatra] 9 manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail.
[1.2] |
| Tsipelina hafa | 11 manao ain-tsy ho zavatra |
| Tovy hevitra | 12 mitono aina, mivarotra aina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|